| Entry | 1 folaka andro |
| Elementary words | 2 folaka, 3 andro |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 amin' ilay fotoana ahitana ny masoandro mandrorona midina miankandrefana, eo anelanelan' ny amin' ny 3 sy amin' ny 4 ora hariva
[1.1] |
| Vocabulary | 6 Time |
| Updated on 2025/09/12 |
|